|
|
|
|

Teny iditra1  mitsako dilana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana
Singan-teny  4  mitsako, dilana
Tovy hevitra  5  mitsapodilana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10